|
Efa voapetraka soamantsara tao amin'ny prefecturen'i Lyon tamin'ny alarobia lasa teo ny taratasin'ny fikambanan'ny ZANAKANTSIHANAKA.
Marihina fa zavadehibe izany satria rehefa aradalana (avoir un statut juridique) ny fikambanantsika dia afaka manao zavatra aradalana isika; ohatra ny fanokafana kaonty any amin'ny banky, ny fangatahana fifanampiana isankararazany ( déduction d'impôt pour le dannateur), sns... |